Les Iles éparses

La carte des Iles éparses de Madagascar

Histoire Géographie Politique Tourisme
83 / 100

Iles éparses

La carte des Iles éparses de Madagascar

 

 

La carte des Iles éparses de Madagascar
La carte des Iles éparses de Madagascar

La carte des Iles éparses de Madagascar et leurs géolocalisations

La carte des Iles éparses de Madagascar
La carte des Iles éparses de Madagascar

Remerciements à Solonavalona Andriamihaja pour cette carte des Iles éparses géolocalisées

Bon à savoir sur les Iles éparses

IREO NOSY MALAGASY (Iles Eparses)
Ny 12 Desambra 1979 no nanambara ny Firenena Mikambana tamin’ny Fivoriambe faha 34 nataony tao New York araky ny Fanapahana N° 34/91 fa:
1 – An’i Madagasikara ireo nosy antsoin’ny Firenena Mikambana hoe: “Iles malgaches de l’Océan Indien” (Nosy Glorieuses, Juan de Nova, Bassas da India, Europa).
2 – Iangaviany ny Governemanta frantsay hifampiraharaha amin’ny Governemanta malagasy amin’ny hamerenana ireo nosy ireo amin’i Madagasikara.

FANDRESENA LEHIBE ho an’ny Fanjakana malagasy izany.

Koa hankalaza izany daty fandresena izany isika, 36 taona aty aoriana ary hanao hetsika lehibe famoriam-bahoaka:
NY 12 DESAMBRA 2015
Amin’ny 9 ora maraina
Eo amin’ny Tsangambaton’ny 29 Marsa 47
Ambohijatovo, Anananarivo.

Miantso anareo eto amin’ny fb hankalaza izany daty izany na eto Antananarivo na any amin’ny faritany (ny any Fianarantsoa, Nosy Be, Mahajanga sy tanàna maro efa misy mpiandraikitra).

Fanamarihana: ireo nosy ireo no antsoin’ny Frantsay hoe: “Iles Eparses” ary antsointsika Malagasy manomboka izao hoe: “Nosy malagasy” (ny marina dia ireo nosy rehetra anaty faridranomasin’i Madagasikara izay miisa mihoatra ny 200). Tokony hiezaka izany isika hiteny hoe « Nosy malagasy » fa tsy ilay voambolana mahazatra ny frantsay hoe « Iles Eparses ».