KABARY ANDRY RAJOELINA 31 MAI 2020 TV PLUS MADAGASCAR

Interview Journal TV Politique Radio
83 / 100

Allocution du Président Andry Rajoelina KABARY ANDRY RAJOELINA 31 MAI 2020 TV PLUS MADAGASCAR

Famintinana ny nambaran’ny Filoha Andry Rajoelina :
tompon’andraikitra namana naha vita io résumé io +Alisoa  misaotre be !

Allocution du Président Andry Rajoelina KABARY ANDRY RAJOELINA 31 MAI 2020 TV PLUS MADAGASCAR

Ady @ Coronavirus :
Toamasina: mihidy tanteraka, Mijanona daholo ny Fampianarana

Alaotra Mangoro: mitohy ny fepetra teo aloha]

🔹Fianarantsoa :

✔️misaotra ny mponina teny an-toerana fa nanaraka soa amantsara ny fepetra ry zareo ary sitrana daolo ny narary ny covid tany.
✔️Deconfinement Total fa kosa tsy mbola azo atao ny famoriana olona miotrany 50.

🔹Essaie clinique : Afaka 2 herinandro dia atomboka ilay tsindrona @ alalan’ny Artemisia manerana izao tontolo izao samy anao azy fa tsy eto Madagascar ihany.

🔹Fepetra :

🔸mitohy ny couvre feu : 21ora alina – 04 ora maraina
🔶Midy tanteraka ny faritra antsinanana
🔶Mijanona ny fampianarana rehetra any antsinanana

🔹Tana :

🔶Mitohy hatramin’ny 03ora hariva ny fisokafany ireo orinasa mpanjakana na ireo miasa tena,mpiasa tsy miankina.
🔶Hisokatra ny laboratoire eto amintsika.

Rova :
▪️Kianja masoandro :
fanarenana io Rova io dia fanatsarana no ataon’i Filoha .
Tsara ampatsiahivana antsika Malagasy fa efa nisy foana ny fanatsarana ny lapa hatram’izay ary architecte anglisy sy frantsay no nanao izany.
Dingana vaovao no hatrehina anio ka ho vitaina anatiny fitoana fohy io lapa io ary haverina ho toy teo aloha.
Mila miray fo miray saina isika malagasy raha tia fivoharana.
Hamerina ny hasin’ny Malagasy ary ny ambopo-pirenena .

🔴 Hoy ny Filoha : « TSIA . Tsy manaonao foana isika mahakasika io Rova an’Antananarivo io fa manaja ny kolotsaina sy fomba @ maha malagasy antsika »

🔺🔺Isika malagasy dia lany andro @ fiandin-kevitra,lany andro @ fitsikerana izay tsy mampadroso.Ary tadidio fa miredareda ao am-poko sy ny rà-ako ny fitiavako ny fireneko sy taniko mamiko ity ary tsy anao kitoto mitsy aho @ maha Filoha ahy.Hoy ny Filoha Andry Rajoelina.

Ho reharehan’ny Malagasy io Rova io ary ao ny ahitana ny tantara rehetra.

⏹ Plan multi sectoriel d’urgence : misy fivoriana miaraka ka vonona hanampy ny fanjakana.

« Tokony miray fo ,miray saina,mifanome tanana isika Malagasy hampandroso ity firenentsika ity »

Madagasikara tsy maintsy tafita.