Akademia Malagasy Réunion 23 May 2019

Akademia Malagasy Réunion 23 May 2019

Education Culture Histoire
74 / 100

Akademia Malagasy Réunion 23 May 2019

Akademia Malagasy Lohahevitra : “Ny teny malagasy sy ny fanisana malagasy miatrika ny fanatontoloana”.

Akademia Malagasy Réunion 23 May 2019 Lohahevitra Ny teny malagasy sy ny fanisana malagasy miatrika ny fanatontoloana
Akademia Mlalagasy

Akademia Malagasy Réunion 23 May 2019 Lohahevitra Ny teny malagasy sy ny fanisana malagasy miatrika ny fanatontoloana

FANASANA

facebook 18/05/2019

Tohin’ny fifanakalozan-kevitra sy adihevitra amin’ireo mpiserasera facebook efa nanomboka ela ihany momba ny lohahevitra “Teny malagasy” sy “Fomba fanisana” dia asaina ianareo rehetra hanatrika ny velakebvitra izay hataoko:

* Amin’ny ALAKAMISY 23 MAY 2019 amin’ny 2 ora 30 tolakandro

* Toerana : Akademia Malagasy, Tsimbazaza, Antananarivo

* Lohahevitra: “Ny teny malagasy sy ny fanisana malagasy miatrika ny fanatontoloana”.

Marihina fa tsy misy fisavàna taratasy fanasana, tsy misy vidim-pidirana fa malalaka ny fidirana, tsy voafetra koa ny isan’ny olona.

Aorian’ny velakevitra dia mahazo mandray anjara hanao fanontaniana ny mpanatrika rehetra na mpikambana na tsy mpikambana.

Ho anareo sasany izay be fanakianana ny Akademia Malagasy dia antsoina manokana hanatrika hijery sy handre izay hetsika ataon’ny Akademia Malagasy toy itony velakevitra itony.

Solonavalona Andriamihaja

Ampiarahina:
Taratasy fanasana