Stade Barea Mahamasina by Rajoelina juin 2021

Stade Barea Mahamasina by Rajoelina juin 2021

Culture SPORTS
88 / 100

Stade Barea Mahamasina by Rajoelina 15 juin 2021 photos officielles lors de la livraison technique.

Miroso hatrany isika amin’ny fanatanterahana ny Velirano faha-13. Rehefa am-pitiavana no anatanterahana ireo tanjona napetraka dia tsy maintsy tratra izany. 90% an’ny asa no efa vita ankehitriny amin’ny fananganana ny Kianja Barea. Raitra ny kianja ary tena miavaka sy manome endrika vaovao ny tananan’Antananarivo.
Velirano nataontsika ny hanandratra ny fanatanjahantena ary izao fotodrafitr’asa aorintsika izao dia hipetraka ho lovan’ireo taranaka no sady reharehan’ny firenena.
Eto amin’ity kianja manarapenitra ity no hanatanterahatsika ny matso lehibe hanamarihana ny fetim-pirenena ny 26 jona ho avy izao.
Mampiray ny Malagasy ny barea, miara-mitempo manohana azy ireo ny fontsika. Manana fitokisana tanteraka amin’ny ekipam-pirenetsika ny tenako ary matoky fa hiaraka hanoratra ny tantara indray isika. Il a parlé.

Stade Barea Mahamasina by Rajoelina juin 2021

La Presse locale parle de sa visite du Stade Barea Mahamasina :

L’express de madagascar du 16/6/2021

Rajoelina au « Kianja Barea » : Le stade de l’unité et de la fierté nationale by Midi Madagascar

Achevé à 90%, le stade de Barea accueille le défilé du 26 juin by La Tribune de Madagascar

Stade « Barea » – Le Président Andry Rajoelina réussit son pari ! by La Vérité

Madagascar amorce la rénovation du stade Mahamasina d’Antananarivo by RFI

Cocnclusion : est ce qu’il y aura au moins UNE MINUTE de silence pour les morts et les blessés lors de cette bousculade. L’enquête n’a jamais abouti aux responsabilités des gestionnaires du stade. Mais ceux qui ont un cerveau savent que tout est du aux nonchalances et irresponsabilités de ceux qui se disent « responsables » et « gestionnaires » du stade ce jour-là du 26 juin 2019. Les familles apprécieront le devoir de MEMOIRE.